Teny iditra manevingevina (hevingevina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampirona miankavia miankavanana, mampidoladola, manakivilivily [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manevingevina
nanevingevina
hanevingevina
manevingevena

2010/05/14