Teny iditra manevokevoka (evokevoka (evoka))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1]
Ohatra Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26