Teny iditra manevra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpiasa tanana [3.1]
Ohatra 
1Tsika tsy mafiam-bola maro, ka tsika ro manevra edin'ny tsarampatia, mizara roa tsika, sasany sasany. [2.606]
2dia ny mpandrafitra, sy ny manevra, ny mpandrafi-bato, hividianana hazo amam-bato voapaika hanamboarana ny trano. [2.996]
Ny fihaviany Frantsay: main-d' oeuvre.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31