Teny iditra mangaboka (haboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Matroka, mangavoka
¶ Enti-milaza zava-masaka manomboka havao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangaboka
nangaboka
hangaboka

Teny iditra mangaboka (haboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to put in a mass, to gather in a heap [Richardson 1885]
Endriteny 
mangaboka
nangaboka
hangaboka
mangaboha

2013/04/01