Teny iditra mangadihady (hadihady)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa osa daholo izay zavatra tao, toy ny tany tsy misy ahitra na voly izany, na toy ny loha nokakasana: Nataony nangadihady ny lohany ka saika tsy fantatro izy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy bare, barren (country); bald, as the head. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31