Teny iditra mangadona (hadona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitoto (vary): mikapoka na mipaika mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to beat, to pound. (prov. ?) [Richardson 1885]
Endriteny 
mangadona
nangadona
hangadona
mangadony

2010/05/14