Teny iditra mangady (hady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] mihady [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] mihady, manala avy ao anaty lavaka [Rakotosaona 1972]
 Mandoaka, mitrandraka amin' ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io, fa soloana ity manaraka itỳ: mihady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to dig, to delve. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mangady
nangady
hangady
mangadia

2010/05/05