Teny iditra mangaihay (haihay)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Malahelo fa namoy zavatra nananana; nana [...]
Mitovy hevitra: diso fanantenana ~ diso paika ~ diso tetika ~ gaina ~ kepoka ~ malazo molotra ~ mangaina ~ mangasihasy ~ mangotsoka ~ manjahana ~ manjahatra ~ manjetoka ~ manola-nify ~ mihaingihaingy ~ mipitrapitra ~ mitanatana vava ~ mitokaiky ~ mitsako dilana [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. [Richardson 1885]
   to be confused, to be confounded [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être désappointé ( gaina, haihay) [Rajemisa: Vakoka]
   être confus, confondu [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mangaihay
nangaihay
hangaihay
Fitovian-keviteny   mihaihay
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/28