Teny iditra mangaina (manga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Atao tonga manga [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangaina
nangaina
hangaina
mangao

Teny iditra mangaina (gaina)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
¶ foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy disappointed [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [Abinal 1888]
 être déçu ( haihay) être désappointé ( gaina) [Rajemisa: Vakoka]
Endriteny 
mangaina
nangaina
hangaina
Ohatra Mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 71]

2016/03/28