Teny iditra mangaka (haka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mazavazava ratsy: Mangaka ny lanitra amin' ny dimy maraina
¶ Maina (fiteny amin' ny tanda izay tsaroana toa maimaina any anatiny any): Mangaka izany ny tendako azon' ilay vovoka nandalorana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy light, brilliant, luminous, dimly conspicuous. [Richardson 1885]

Teny iditra manka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy misy faritra mitriatra kely nefa tsy vaky tanteraka [SLP 1986]
Fandikana frantsay fêlure, fêlé [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31