Teny iditra mangalahala (halahala)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny rano madio fotsy toy ny azo itarafana, madio dia madio, mangarangarana: Rano mangalahala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Glittering, shining, as quicksilver. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20