Teny iditra | mangala-pijery | |
Singan-teny | mangalatra ; fijery | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mody tsy mahita nefa mitodika manarangarana mijery, mijery vilana, tsy mijery mahitsy tsara fa mijery sompirana, manarangarana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To look over another's work and copy from it; lit. to steal a look. [1.2] | |
To steal a look [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Regarder à la dérobée [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mangala-pijery io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |