Teny iditra mangalotre
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Maka tantely, mangarona tantely ao anaty tranony (ranontantely miaraka amin'ny faikany) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31