Teny iditra mangana (gana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrindrina na mikapoka mafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to knock something and make it resound. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [Abinal 1888]
Endriteny 
mangana
nangana
hangana
Tsipelina hafa 

Teny iditra mangana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana
¶ Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bruised, black and blue [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay contusionné, livide [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra mangana
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a bruise [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay contusion [Hallanger 1974]
Ohatra Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena: [Andraina: Mitaraina, takila 73]

2013/10/11