Teny iditra manganina (mangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Atao tonga mangana [Rajemisa 1985]
Haiendriteny 
manganina
nanganina
hanganina
mangano

Teny iditra manganìna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy tsaman'ny varahina, manganezy, nikely [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay manganin [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31