Teny iditra mangarangarana (harangarana)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarangarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of anything like a very clean piece of cloth, so clean as to be transparent, or of very clear water. [1.2]
Tovy hevitra mangarana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20