Teny iditra mangarika (harika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijery manao maso mitsivalana amin' ny sasany, mariky ny hasosorana, tsy fitiavana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to look askance, to stare at obliquely, to scowl at. [Richardson 1885]
 to scowl, to glare at [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay regarder de travers, avec colère [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangarika
nangarika
hangarika
mangariha
Teny nalaina 

2012/05/31