Teny iditra mangarina (harina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manery fary [Rakotosaona 1972]
 manolana (fary) hanaovana siramamy [Rajemisa 1985]
  [Betsimisaraka] Mitoto fary hanaovana betsabetsa [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Endriteny 
mangarina
nangarina
hangarina
mangarìna

Teny iditra mangarìna (harina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/02