Teny iditra mangaritse
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Mangarika, mangala-pijery: Tsidikolon-dohaena ko sy tape mifangaritse dia ny soañe ro apetrake (Tsidik'olon-tsy havana ka rehefa nifankahita dia manao veloma) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31