Teny iditra mangaro (haro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mampifangaro [Rakotosaona 1972]
 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany!
¶ Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko
¶ Mamaho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to mix, to mingle, to jumble up. [Richardson 1885]
 to mix, to stir [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mélanger, remuer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangaro
nangaro
hangaro
mangaroa

Teny iditra mangaro (haro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] mihady [Rakotosaona 1972]

2012/05/31