Teny iditra mangaroharo (haroharo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to feel nauseated. (prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mangaroharo
nangaroharo
hangaroharo

Teny iditra mangaroharo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bara] mampahasosotra, manorisory [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mangaroharo
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanosy] mampifangaro [Rakotosaona 1972]

2010/05/14