Teny iditra mangarom-bava
Singan-teny mangarona ; vava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampiditra ny tanana ao anaty vava
Maka fanahy: milaza teny vitsivitsy izay toa sintonina indray, ka ny tetehina amin' izany dia ny hitenenan' ilay iresahana betsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To ask prying and indiscreet questions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L' homme confus met les doigts dans sa bouche. Geste ordinaire de confusion [2.415]
 Poser des qestions indiscrètes [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17