Teny iditra mangarom-bilany
Singan-teny mangarona ; vilany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitsaba-bilany (ny mitsaba-bilany dia tsy fanaon' ny olona ary tena mahamenatra raha any an-tranon' olona fa mampiahiahy sao manisy mosavy) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17