Teny iditra mangarona (harona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io
¶ Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava
¶ Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana
¶ Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa
¶ Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [Richardson 1885]
 to snatch with the hand [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fouiller avec la main [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangarona
nangarona
hangarona
mangaròna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mangaròna (harona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangarona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/05/31