Teny iditra mangataka ranomandry
Singan-teny mangataka ; ranomandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Miaiky amin' ny faharesena ka mibaboka sy mila fihavanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17