Teny iditra mangata-maso
Singan-teny mangataka ; maso
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17