Teny iditra mangata-paraky
Singan-teny mangataka ; paraky
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miketrona [1.1]
Ohatra "ley mifatotra ho vonoina mbola mangataparaky hiany," ary ao i Hagamainty ary hoy izy [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25