Teny iditra mangatrakatraka (hatrakatraka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon' ny mpanjaka fahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   extremely red. Used only with mena, red. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tankarana] rouge écarlate. [David 1952 (takila M)]
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10