Teny iditra mangatsakatsaka (hatsakatsaka)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala: Mangatsakatsaka tahaka ny lisy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   extremely white. Used only with fotsy, white. [Richardson 1885]
Fifanahafana   volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23