Teny iditra mangeboka (geboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka ny volako izy
¶ Mandany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Gober, retenir, prendre pour soi [Abinal 1888]
Endriteny 
mangeboka
nangeboka
hangeboka
mangeboha

2013/10/13