Teny iditra mangehy (gehy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifehy mafy, manery, mitazona, mangeboka
Mitovy hevitra: mamatotra ~ mambeda ~ mamehy ~ mamia ~ mamihina ~ mangaika ~ mangeja ~ mangia ~ manohona ~ mibeda [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hold something fast, to tie, to bind. [Richardson 1885]
Endriteny 
mangehy
nangehy
hangehy
mangeheza

2012/07/11