Teny iditra mangeja (geja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamatotra mafy, mangia, mamihina, manery [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mangehy. [Richardson 1885]
 to squeeze; to constrain [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay serrer; contraindre [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangeja
nangeja
hangeja
mange
Ohatra Aminay kosa, hoy aho anakam-po, ny ranomasina no toa mangeja anay ho azon' ny sasany andevozina. [Andriamalala: Ranomasina]

Teny iditra mangejà (geja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangeja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/02