Teny iditra mangeka (geka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To compel, to make one do a thing against his will. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangeka
Ny lasa : nangeka
Ny hoavy : hangeka
Filaza mandidy : mangeha

Teny iditra mangeka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Miantso [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20