Teny iditra mangeniheny (heniheny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tonga heniheny; safotry ny rano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangeniheny
nangeniheny
hangeniheny
Teny mitovy hevitra mangeningenina
Teny nalaina 

2010/05/14