Teny iditra | mangeroka (heroka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona [1.1] | |
Ohatra | Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena.
[2.472] | |
Tovy hevitra | mangerokeroka | |
Teny iditra | mangeroka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Manakenda [1.78] | |
Fivaditsoratra | mangaroke, mangeroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |