Teny iditra mangerokeroka (herokeroka (heroka))
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanaf [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be bitter, to leave a bitter taste in the throat [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   être amer; qui laisse un goût amer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mangerokeroka
nangerokeroka
hangerokeroka
Fitovian-keviteny   mangeroka

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/02