Teny iditra mangetaheta (hetaheta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala
¶ Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be thirsty, ardently desirous [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay avoir soif [Hallanger 1974]
Endriteny 
mangetaheta
nangetaheta
hangetaheta
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2010/12/20