Teny iditra mangetotra (hetotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka hetotra
Mitovy hevitra: manao bo ~ mibo ~ miboana ~ mivalan-drivotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangetotra
nangetotra
hangetotra
mangetora

2013/04/02