Teny iditra | mangetrika (hetrika) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manetriketrika ~ mangetriketrika | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |