Teny iditra mangetriketrika (hetriketrika (hetrika))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Malaza, manetriketrika [1.78]
 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetriketrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Midanika izaitsizy: Mangetriketrika izany ny hafanana
Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetriketrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1]
Tovy hevitra mangetrika ~ manetriketrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20