Teny iditra mangezaheza (hezaheza)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin' ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy [Rajemisa 1985]

2009/02/23