Teny iditra mangidy (ngidy)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, ma [...]
¶ Masiaka: Mangidy ny sakay
¶ Mampahory izaitsizy, mampangirifiry
¶ Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay
¶ Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy n [...]
¶ Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: [...]
¶ Mafy, manindrona: Mangidy izany teny [...]
¶ Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy [...]
Mitovy hevitra: hentona ~ mafaitra ~ mangananganana ~ mangeroka ~ mangidy ohatra ny vahona ~ mangidy toy ny tangena ~ monta [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   bitter [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   amer [Hallanger 1974]
Ohatra   Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy. [Andraina: Mitaraina]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Teny iditra mangidy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   saro-tongavina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   expensive [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qui coûte cher [Hallanger 1974]

Teny iditra mangidy (hidy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mangidihidy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/11