Teny iditra mangirana ny andro (hirana, andro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fotoana vao maraina koa ahitana mazava kely eny amin' ny lanitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L' aurore paraît, le jour commence à luire [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra mangiran-dratsy

2016/10/16