Teny iditra mangirangirana (hirangirana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
Raronao izany
Mora kokoa, misy hihoriranana
Tsisy hevitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangirangirana
Ny lasa : nangirangirana
Ny hoavy : hangirangirana
Tovy hevitra mangirana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05