Teny iditra mangirigirika (girigirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manamarika ny tsy tonga amin' ny teboka kely [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangirigirika
Ny lasa : nangirigirika
Ny hoavy : hangirigirika
Filaza mandidy : mangirigiriha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05