Teny iditra mangirika (hirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoaka: Nisy jiolahy nangirika ny rindrinay halina
¶ Mitady hahalala, mangaroka: Nangirika mafy ny resatsika Rasoa fa tsy nilaza na inona na inona aho
¶ Maniry mafy ny hahazo, mangataka: Nangirika mafy itỳ trano itỳ tokoa, Rakoto, fa tsy namidiko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mangirika
nangirika
hangirika
mangiriha

2010/05/14