Teny iditra mangitakitaka (hitakitaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho
¶ Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones [Richardson 1885]
Famaritana frantsay palpiter, être émotionné [Abinal 1888]
Endriteny 
mangitakitaka
nangitakitaka
hangitakitaka
mangitakitaha

2010/05/14