Teny iditra mangobakobaka (hobakobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1]
Ohatra Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangobakobaka
Ny lasa : nangobakobaka
Ny hoavy : hangobakobaka
Tovy hevitra mangobaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27