Teny iditra mangoleda
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tankay] (dihy) mandeha mitongetretra, ny faladia aroso dia velarina miankavia, miankavanana hatrany: tsiroaroa no miaraka, ka mifanesy toy ireny manao salegy ireny. [Ndemahasoa: Antakay]
Ohatra Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, takila 90]

2017/12/06