Teny iditra mangolokoloka (holokoloka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tena madio dia madio (enti-milaza ny lamba ihany) [Rajemisa 1985]

Teny iditra mangolokoloka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manao bakobakororo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mangolokoloka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] lalimbe (hantsana) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31